|
|
|
|

Teny iditra1  basy ambiaty
Singan-teny  2 basy, 3 amby, 4 aty
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 kibasibasy atao amin' ny ambiaty. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [basiambiaty] 7 A pop-gun or toy made from the stem of ambiaty. [1.2]
Voambolana  8  Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11